e-tm LLC
e-tm Sàrl (e-tm LLC)

Rue de la Croix 8
1965 Savièse
Soisa


ORINASA


Tenim-pirenena : Malagasy / Nohavaozina tamin'ny 19 Oktobra 2017


e-tm Sàrl (e-tm LLC) dia orinasa mikirakira ny IT niforina tamin'ny May 2016. Ny rantsana sahanin'ny orinasa dia torohevitra sy ny tolotr'asa toy ny famokarana tranokala sy rindrambaiko, fitantanana tetikasa (ara-drafitra na fitsipika hafa), fanazarana, ...
Manana ny fahaiza-manao manokana amin'ny seraseram-pitsaboana sy ny teknolojia manara-potoana, ary vonona ny hanolotra ny fahaizany.
Mamindra ny soatoavina amin'ny vahaolana hifampizarana amin'ny mpanjifa : tsotra, mahasoa, mora ampiasaina, azo itokisana, tsara, mazava.
Ny torohevitra avy amin'ny mpanjifa no antoky ny fahombiazana sy ny vokatry ny orinasa.
Hafatry ny mpamorona : « Teo anoloan'ny zava-tsarotra, dia tao anatin'ny ezaka no nahitako ny vahaolana »



  1. Fitantanana tetikasa :

  2. • Fanadihadiana ny zavatra ilaina sy ny fametrahana ny fepetra arahana amin'ny fanomanana ny asa sy ny mpandray anjara
    • Fanomanana ny modely
    • Famolavolana
    • Fanatanterahana sy ny fitiliana : fandraisana anjara, famporisihina sy fitantanana ny ekipa
    • Fampiharana ny zava-bita
    • Fanaraha-maso, antontan-taratasy sy fanohanana amin'ny fomba fampiasana

    Ara-drafitra : fomba fiasa araka ny PMI
    Fitaovana :
    • Araka ny modely : UML, MVC
    • Lamin'asa : ganttproject
    • Mifantoka amin'ny kalitao, ny tolobidy sy ny fe-potoana

    Fitsipika : manaraka ny rafitra SCRUM
    Fitaovana :
    • Miompana amin'ny fahitana ny vokatra
    • Fitantanana ny « product backlog »
    • Fanaraha-maso ny rindran'ny SCRUM

  3. Rindrambaiko :

  4. Rindrambaiko : fanadihadiana, lamin-kajy, lamin-tsoratra, endriky ny fampiasana
    Fitaovana :
    • Tontolon'ny lamin-tsoratra : JAVA, VB, .Net
    • MS Access/VBA

    Tranokala : modely, endrika, lahatsoratra sy sary, fitsinjarana, fitahirizana ny tahiri-kevitra
    Fitaovana :
    • PHP, HTML, Javascript, Ajax, jQuery, CSS
    • MySQL, SQL, XML
    • Mifanentana amin'ny : IE, Firefox, Chrome, Safari, Opera
    • Responsive web design

    Fahaiza-manao manokana (tetikasa sy/na rindrambaiko) :

    Ny "Fikarohana sy ny Fampandrosoana" ny teknolojia mikasika ny fampitàna ny angona, antoky ny fifandraisana, dia miteraka ny rohy eo amin'ny marary sy ny mpitsabo matihanina.


    Teknolojia manara-potoana : fandrindrana ny rafitra indostrialy sy fandrindrana ny miditra/mivoaka (I/O) miompana amin'ny rindrambaiko (ARM sy/na Intel)
    Fitaovana :
    • C/C++
    • Industrial PLC programming

    IT Fitsaboana : sary fitarafana / seraseram-pitsaboana
    Fitaovana :
    • MATLAB, HL7, IHE

  5. Fifandraisana :

  6. Raha tianao bebe kokoa ny hahalala momba ny orinasa sy ny rantsana sahaniny dia aza misalasala mifandray amin'ny tompon'andraikitra.


    www.e-tm.org
    info@e-tm.org
    M. +41 76 390 82 79

e-tm Sàrl (e-tm LLC) © 2015-2020