e-tm LLC

e-tm Sàrl (e-tm LLC) dia orinasa mikirakira ny IT niforina tamin'ny may 2016. Ny rantsana sahanin'ny orinasa dia torohevitra sy ny tolotr'asa toy ny famokarana tranokala sy rindrambaiko,  fitantanana tetikasa (ara-drafitra na fitsipika hafa), fanazarana, ...

Manana ny fahaiza-manao manokana amin'ny seraseram-pitsaboana sy ny teknolojia manara-potoana, ary vonona ny hanolotra ny fahaizany.

Mamindra ny soatoavina amin'ny vahaolana hifampizarana amin'ny mpanjifa : tsotra, mahasoa, mora ampiasaina, azo itokisana, tsara, mazava.

Ny torohevitra avy amin'ny mpanjifa no antoky ny fahombiazana sy ny vokatry ny orinasa.

Hafatry ny mpamorona : « Teo anoloan'ny zava-tsarotra, dia tao anatin'ny ezaka no nahitako ny vahaolana »